|
|
|
|

Entrée1  mievina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy"
Explications en anglais  4  [1.7] to sneeze
Explications en français  5  [1.8] éternuer
Exemples  6  [2.48] koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy.
Vocabulaire  7  Santé
Radical  8  evina
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11