|
|
|
|

Entrée1  mifaly
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
Explications en anglais  4  [1.2] to rejoice, to show one's joy, to be pleased with.
5  [1.7] to be happy, to rejoice
Explications en français  6  [1.8] être heureux, se réjouir; se contenter
Exemples  7  [2.857#] amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly.
8  [1.437#] Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy.
Radical  9  faly
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mibitaka, mipi-kelika, mihoby, miarahaba tena, mitaba, mitavana, mientan-kafaliana, mifalihavanja, miriaria, miriadriaka, mihavatravatra, mampandihy ampinga, mitsipy sandry
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mifaly

Anagrammes  17  family, filima, mifaly

Mis à jour le 2025/01/21