Entrée | 1 mifamotaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery |
Radical | 4 fotaka |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/01 |
![]() |