|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mifampitolona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3] se battre, se saisir avec les bras
Radical  5  tolona
Synonymes  6  mitolona
Analogues  7  miady, mipaka, mifandronjina, miambàkana, mifandray, mifamofoka, mifandrozona, mifamatraka, mifanakodia, mifanongana, mifamira, mifampitangazona, mifandrirotra, mifanakorofoka, mifanenda, mifanao taingim-bozona, mifampionkina, mifanao taribaniana, mifandatsa-boa, mifandaraboka, mifandrangotra, mifandriro-bolo, mifandria-damba, manao balahazo, mifanala fihina
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot mifampitolona

Entrée (2/2)9  mifampitoloña
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [1.78] [Bezanozano] mifamely
Radical  12  toloña

Anagrammes  13  mifampitolona, mifampitoloña

Mis à jour le 2025/04/28