|
|
|
|

Entrée1  mifanaizana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao
Explications en anglais  4  [1.2] the condition of the two youngest children in a family.
Vocabulaire  5  Rapports: famille
Radical  6  aizana
Mots composés 

Anagrammes  8  fanamaizina, mifanaizana

Mis à jour le 2025/01/21