|
|
|
|

Entrée1  mifanantsafa
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en français  3  [1.3]
Exemples  4  [2.285] Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay.
5  [2.298] Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka
Radical  6  antsafa

Mis à jour le 2024/12/07