|
|
|
|

Entrée1  mifankatia
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina
Explications en français  4  [1.107] s' entr' aimer
Exemples  5  [2.499] Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana.
6  [2.499] Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia?
Radical  7  tia
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mifankatia

Anagrammes  13  manatifika, miantafika, mifankatia

Mis à jour le 2025/01/21