|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mifarana
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao
Explications en anglais  4  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explications en français  5  [1.8] être terminé, finir d'une certaine façon
Exemples  6  [2.470] Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
7  [2.472] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
Radical  8  farana
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :

Entrée (2/2)12  mifarana
Partie du discours  13  adjectif
Explications en anglais  14  [1.2] even, smooth, without inequalities.
Radical  15  farana

Anagrammes  16  famarina, famiràna, famirana, fanamari, ifaranam, mafirana, mifarana, mirafana, niafaram

Mis à jour le 2025/04/28