Entrée (1/2) | 1 migodana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo |
Explications en anglais |
4 [1.2] wide, as a road or the floor of a room. |
Exemples |
5 [2.470] Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. |
Radical | 6 godana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 migodaña |
Partie du discours | 9 verbe actif |
Explications en malgache |
10 [1.78] [Sihanaka]
manome tsiny, mankarary |
Anagrammes | 11 igodanam, migodaña, migodana |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |