|
|
|
|

Entrée1  mihaantitra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en anglais  3  [1.17.en#7] to age
Explications en français  4  [1.3#53] vieillir
Exemples  5  [4.27#2013/01/23] Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana.
6  [2.470#97] Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany.
Radical  7  antitra
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11