Entrée (1/2) | 1 mihasina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay |
Radical | 4 hasina |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 8 mihasina |
Partie du discours | 9 verbe actif |
Explications en malgache |
10 [1.1] Miolana, mikivilivily |
Explications en anglais |
11 [1.2] twisted. |
Explications en français |
12 [1.3#223] être tordu, bercé |
Exemples |
13 [2.996#] Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; |
Radical | 14 hasina |
Morphologie |
|
Anagrammes | 18 anihisam, anisiham, hamasini, hanisiam, hasimany, hisainam, isimahan, mahisina, manihisa, manisiha, masahiny, mihasina, nisahiam, nisaiham, nisiaham, nisimaha, samahiny, simahany, simahina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |