Entrée (1/2) | 1 mihavana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. 5 [1.7] to be friends |
Explications en français |
6 [1.54] être parents 7 [1.8] avoir de bonnes relations |
Exemples |
8 [2.472] Tsotra ihany raha te hihavana amiko: |
Radical | 9 havana |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mihavàna |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mihavana [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Explications en français |
18 [1.3] |
Radical | 19 havana |
Anagrammes | 20 hamavany, hanaviam, ihavanam, ivanaham, mahavany, mahavina, mahivana, manaviha, manivaha, mihavàna, mihavana, niavaham |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |