|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihenahena
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay
Radical  4  henahena
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mihenahena

Entrée (2/2)10  mihenahenà
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mihenahena [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.1]
Explications en français  13  [1.3]
Radical  14  henahena

Anagrammes  15  henahenaim, ihenahenam, inehaneham, mihenahenà, mihenahena, minehaneha, minehanehà

Mis à jour le 2025/04/28