|
|
|
|

Entrée1  mihevitra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mamorona na manan-javatra ao an-tsaina, ao an-doha; misaintsaina: Tsy tsara ny mihevi-dratsy olona
Mieritreritra: Latsadranomaso izy nihevitra ny fahorian-janany
Mandinika lalina, miady hevitra momba: Mihevi-draharaha ny lehibe ka tsy azo kotabaina
Mikasa, manampo, mikendry: Mihevitra ny hiainga rahampitso aho
Mandray, mitsara: Ahoana no iheveranao an' izany fihetsiky ny zakaizanao izany
Mino, mieritreritra: Iza no hihevitra fa hahavita izany Rangahy iny
Explications en anglais  4  [1.7] to think, to consider; to talk over
Explications en français  5  [1.8] penser, penser à; méditer, délibérer sur
Exemples  6  [2.131] tsy very saina aho fa mihevitra nahoana hianao no toa mitomany?
7  [2.470] Hano aloha ny hanina, fa rehefa avy eo indray, mihevitra.
8  [2.472] Hita ho nihevi-tena ho lehilahy lehibe sahady izy tamin' izany.
Radical  9  hevitra
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11