Entrée (1/2) | 1 mihintsana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany |
Explications en anglais |
4 [1.7] to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers |
Explications en français |
5 [1.8] tomber comme les feuilles, les cheveux |
Exemples |
6 [2.470] Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. 7 [2.472] Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. |
Radical | 8 hintsana |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihintsana |
Entrée (2/2) | 15 mihintsàna |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mihintsana [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Explications en français |
18 [1.3] |
Radical | 19 hintsana |
Anagrammes | 20 ihintsanam, mihantsina, mihintsana, mihintsàna, nihantsiam, nisintaham |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |