Entrée | 1 mihono |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? |
Radical | 4 hono |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mihono |
Anagrammes | 10 honoim, mihono, ohonim |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |