Entrée (1/3) | 1 mikarakara |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
misaritaka |
Entrée (2/3) | 4 mikarakara |
Partie du discours | 5 verbe actif |
Explications en malgache |
6 [1.1] Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? |
Explications en anglais |
7 [1.7] to take care of, to look after |
Explications en français |
8 [1.8] prendre soin de; se charger de |
Exemples |
9 [2.472] Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. |
Radical | 10 karakara |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 15 mikarakarà |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mikarakara [Liste complète] |
Radical | 17 karakara |
Anagrammes | 18 ikarakaram, irakarakam, karakaraim, mikarakara, mikarakarà, mirakaraka, rakarakaim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |