|
|
|
|

Entrée1  mikehana
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny
Radical  4  kehana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  hanaikem, hanimake, mahenika, mikehana

Mis à jour le 2025/01/21