|
|
|
|

Entrée1  mikisaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha
Radical  4  kisaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  mikasika, mikisaka

Mis à jour le 2025/01/21