|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mikitrana
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava?
Radical  4  kitrana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)10  mikitràna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mikitrana [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.1]
Explications en français  13  [1.3]
Radical  14  kitrana

Anagrammes  15  ikitranam, manitrika, mikitrana, mikitràna, namikitra, nitraikam

Mis à jour le 2025/04/28