Entrée | 1 miletsy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bara]
mifanizina 4 [1.1] Mietry: Miletsy ny valin-drihana Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary |
Explications en anglais |
5 [1.7] to sink or yield under weight or pressure |
Explications en français |
6 [1.8] s'affaisser sous un poids, une préssion |
Radical | 7 letsy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 miletsy, militse |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |