Entrée | 1 milofika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona |
Exemples |
4 [2.472] Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. |
Radical | 5 lofika |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |