Entrée (1/2) | 1 mimenomenona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra |
Exemples |
4 [2.470] Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. |
Radical | 5 menomenona |
Morphologie |
|
Analogues | 10 mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona |
Entrée (2/2) | 11 mimenomenòna |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mimenomenona [Liste complète] |
Explications en malgache |
13 [1.1] |
Radical | 14 menomenona |
Anagrammes | 15 imenomenonam, inemonemonam, mimenomenòna, mimenomenona, minemonemona, niemonemonam |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |