Entrée (1/2) | 1 miraharaha |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray |
Explications en anglais |
4 [1.2] to consult, to deliberate, to do business. 5 [1.7] to deliberate; to do business; to occupy oneself with something |
Explications en français |
6 [1.8] délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer |
Exemples |
7 [2.472] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. |
Radical | 8 raharaha |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot miraharaha |
Entrée (2/2) | 14 miraharahà |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Radical | 18 raharaha |
Anagrammes | 19 iraharaham, miharahara, miraharahà, miraharaha, raharahaim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |