Entrée | 1 miraikitra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany |
Explications en anglais |
4 [1.2] to adhere, to stick to, to cleave to. 5 [1.7] to stick to something |
Explications en français |
6 [1.8] se coller, adhérer |
Exemples |
7 [2.472] Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. |
Radical | 8 raikitra |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot miraikitra |
Anagrammes | 16 miraikitra, mitari-kira |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |