|
|
|
|

Entrée1  miramirana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io
4  [1.13] falifaly, ravoravo
Explications en français  5  [1.3#442, 1.13] radieux
6  [1.3#442] content, enjoué, réveillé
Exemples  7  [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)] Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)
8  [2.324] Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny.
Radical  9  mirana
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  mirana
Analogues  16  ravoravo, miriadriaka, sariadriaka
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot miramirana

Anagrammes  18  amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira

Mis à jour le 2025/03/30