|
|
|
|

Entrée1  miravona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano
Radical  4  ravona
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  9  manarivo, manavory, marovany, miravona, niarovam, nivoaram

Mis à jour le 2025/01/21