Entrée | 1 miseho |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha 4 [1.13] mitranga araka ny hita maso |
Explications en français |
5 [1.13] apparaître |
Radical | 6 seho |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot miseho |
Anagrammes | 23 hesoim, ihosem, mihose, miseho |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |