|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miserana
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza
4  [1.13] mandalo vetivety, miseho vetivety
Explications en anglais  5  [1.7] to pass by rapidly
Explications en français  6  [1.8] passer rapidement
7  [1.13] temporaire
Exemples  8  [2.324] Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony
9  [2.5] Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana...
Radical  10  serana
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  mandalo, mihelina, mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana
Mots composés 

Entrée (2/2)18  miseràna
Partie du discours  19  impératif du verbe actif miserana [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]
Radical  22  serana

Anagrammes  23  iseranam, miseràna, miserana, sarimena

Mis à jour le 2025/04/28