Entrée | 1 misisika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky |
Radical | 4 sisika |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot misisika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |