Entrée | 1 mitambatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity 4 [1.13] tsy misaratsaraka |
Explications en anglais |
5 [1.7] to join, to be together |
Explications en français |
6 [1.8] être joint; être réunis: être additionné 7 [1.13] en bloc |
Radical | 8 tambatra |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mitambatra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |