Entrée (1/2) | 1 mitily |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
mitsikilo 4 [1.78] [Sihanaka] mandinika 5 [1.1] Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo 6 [1.13] manao andry maso mba hikendrena zavatra iray |
Explications en français |
7 [1.13] guetter |
Radical | 8 tily |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mitsikilo, manarangarana, manazangazana, mitaratra, mizaha taratra, mijery fandry, mikendry, miandry, manao andry maso, miambina, mandry tsy aman' afo |
Entrée (2/2) | 14 mitily |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Bara]
misidintsidina, manidina avo |
Mis à jour le 2024/12/26 |
![]() |