|
|
|
|

Entrée1  mitodika
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy
Explications en anglais  4  [1.7] to turn to look; to turn around, to turn toward something
Explications en français  5  [1.8] tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose
6  [1.13] s'orienter vers, se diriger vers
Exemples  7  [2.471] Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko.
8  [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
Radical  9  todika
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mitodika

Mis à jour le 2024/12/11