|
|
|
|

Entrée1  mitoetra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?
Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?
Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy
Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga.
Explications en anglais  4  [1.7] to dwell; to rest; to sit
Explications en français  5  [1.8] habiter, rester
Exemples  6  [2.324] Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela.
7  [2.470] Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao.
Radical  8  toetra
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Synonymes  13  mitomoetra
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  19  atemitro, mitoetra

Mis à jour le 2025/01/21