|
|
|
|

Entrée1  mitotototo
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory
Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko
Radical  4  totototo
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11