Entrée (1/3) | 1 mitsaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana 4 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] mita rano |
Radical | 5 tsaka |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 10 mitsaka |
Partie du discours | 11 verbe actif |
Explications en malgache |
12 [1.1] Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana |
Radical | 13 tsaka |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 18 mitsakà |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif mitsaka [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Explications en français |
21 [1.3] |
Radical | 22 tsaka |
Anagrammes | 23 itsakam, matsika, mitsakà, mitsaka, tsaikam |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |