Entrée (1/2) | 1 mitsapa |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. 4 [1.78] [Taisaka] manjono amin'ny tanana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to touch, to feel of; to console |
Explications en français |
6 [1.8] toucher; palper; consoler |
Radical | 7 tsapa |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mitsapa |
Entrée (2/2) | 21 mitsapà |
Partie du discours | 22 impératif du verbe actif mitsapa [Liste complète] |
Explications en malgache |
23 [1.1] |
Explications en français |
24 [1.3] |
Radical | 25 tsapa |
Anagrammes | 26 itsapam, mitsapà, mitsapa, mpiatsa, tsapaim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |