Entrée (1/2) | 1 mitsimbina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka! Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny |
Radical | 4 tsimbina |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mitsimbìna |
Partie du discours | 10 impératif du verbe actif mitsimbina [Liste complète] |
Explications en malgache |
11 [1.1] |
Explications en français |
12 [1.3] |
Radical | 13 tsimbina |
Anagrammes | 14 itsimbinam, mitsimbìna, mitsimbina |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |