Entrée | 1 mitsipy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). |
Exemples |
4 [2.587#] mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. 5 [2.436#] hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. |
Radical | 6 tsipy |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mitsipy |
Anagrammes | 16 mipitsy, mitsipy, tsy mipy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |