|
|
|
|

Entrée1  mitsofoka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy
Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany
Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana
4  [1.13] miditra lalina
Explications en français  5  [1.13] pénétrer, s'introduire
Exemples  6  [2.471] Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana.
7  [2.472] Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha.
Radical  8  tsofoka
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mitsofoka

Mis à jour le 2024/12/11