|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivantana
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny
Radical  4  vantana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  mivantàna
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mivantana [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]
Radical  20  vantana

Anagrammes  21  ivantanam, manintava, mavintana, mivantàna, mivantana, nitavanam

Mis à jour le 2025/04/28