Entrée | 1 miveraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! |
Explications en français |
4 [1.196] s'ouvrir (en parlant des fruits) |
Radical | 5 veraka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 miravake, miveraka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |