Entrée (1/3) | 1 mizara |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? |
Explications en anglais |
4 [1.7] to divide out, to distribute; to be divided |
Explications en français |
5 [1.3.fr#868, 1.8] diviser, distribuer 6 [1.3.fr#868] faire des lots être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en 7 [1.13.fr#149] diviser |
Exemples |
8 [2.314] mizara firy izy io? 9 [2.442] Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. 10 [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; 11 [1.3#868] Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) 12 [1.3#868] mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) 13 [1.3#868] mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) |
Vocabulaire |
14 Mathématiques: arithmétique |
Radical | 15 zara |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot mizara |
Entrée (2/3) | 27 mizarà |
Partie du discours | 28 impératif du verbe actif mizara [Liste complète] |
Explications en malgache |
29 [1.1#749] |
Explications en français |
30 [1.3#868] |
Radical | 31 zara |
Entrée (3/3) | 32 mizara |
Partie du discours | 33 nom |
Explications en anglais |
34 [1.7] division |
Vocabulaire |
35 Mathématiques: arithmétique |
Radical | 36 zara |
Mots composés |
|
Anagrammes | 38 azarim, izaram, mariza, mazary, mizara, mizarà, zairam, zaraim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |