|
|
|
|

Entrée1  mizatra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao
4  [1.13] mamola-tena amin'ny zavatra
Explications en français  5  [1.13] s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter
Exemples  6  [2.332#] Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara.
7  [2.606#] Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony.
Radical  8  zatra
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11