|
|
|
|

Entrée1  mombamomba
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.4] Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa.
4  [4.27] Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony.
Morphologie 
5  Simple :

Mis à jour le 2024/12/07