|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpanampy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao
4  [1.13] olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray
Explications en français  5  [1.13] auxiliaire
Exemples  6  [2.643#] kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
7  [2.114#] Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.
Radical  8  ampy

Entrée (2/2)9  mpanampy
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.13] zanateny entina manamafy teny iray
Explications en français  12  [1.13] auxiliaire
Vocabulaire  13  Linguistique
Radical  14  ampy
Analogues  15  mpanampymahayroa
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12