|
|
|
|

Entrée1  mpanimba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.13] mpandrava efa
Explications en français  4  [1.13] destructeur
Exemples  5  [2.445#] Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo?
6  [2.643#] Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io.
7  [2.424#] Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny.
Radical  8  simba

Anagrammes  9  mpanamby, mpanimba

Mis à jour le 2025/01/21