|
|
|
|

Entrée1  mpiasam-panjakana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka
Explications en anglais  4  [1.7] a government functionary
Explications en français  5  [1.8] fonctionnaire
Radical  6  asa, zaka

Mis à jour le 2024/12/07