Entrée | 1 mpinamana |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.4] Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra. 4 [2.472] Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. |
Radical | 5 namana |
Morphologie |
|
Anagrammes | 7 mampañina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana, nanampiam |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |