Entrée | 1 mpitondratena |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] Olona mipetraka irery ka miahy ny tenany |
Exemples |
4 [2.499#] Ny reniny mpitondratena dia malemy fanahy aoka izany. 5 [2.356#] mpitondratena ny reniny fa maty tamin'ny ady lehibe voalohany ny rain' i Maurice. |
Radical | 6 tondra, tena |
Article |
7 Randzavola: mpitondratena ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |